Ny Fiangonana - sakramentam-pamonjena ny daholobe

Laharana 780 amin’ny Katesizy

Ny Fiangonana, eto amin’ity tontolo ity, no sakramentam-pamonjena, famantarana sy fitaovana amin’ny fiombonan’Andriamanitra sy ny olombelona.

Loharano ôfisialy ↗