II. Mampita ny finoana – ny katesezy
Laharana 7 amin’ny Katesizy
“Mifamatotra mafy amin’ny fiainan’ny Fiangonana manontolo ny katesezy. Tsy ny fiitaran’ny Fiangonana ara-jeôgrafia sy ny fitomboany isa ihany no tena iankinany amin’ny katesezy, fa eo koa, ary mbola bebe kokoa aza, ny fitombony anaty sy ny fifandraisany amin’ny fandaharan’Andriamanitra”[5].