Tsy hisy intsony Fanambaràna hafa

Laharana 69 amin’ny Katesizy

Nanambara ny Tenany tamin’ny olombelona Andriamanitra, amin’ny fampahalalana tsikelikely taminy ny misteriny manokana, tamin’ny alalan’ny asa sy tamin’ny alalan’ny teny.

Loharano ôfisialy ↗