“Niara-nalevina tamin’i Kristy ...”

Laharana 629 amin’ny Katesizy

Niaritra ny fahafatesana i Jesoa mba hamonjy ny olombelona rehetra[516].  Koa tena ilay Zanak'Andriamanitra tonga Olombelona tokoa no maty sy nalevina.

Loharano ôfisialy ↗