Nifidy an’i Abrahama Andriamanitra
Laharana 61 amin’ny Katesizy
Ny patriarka sy ny mpaminany ary ireo olona sasany ao amin’ny Testamenta Taloha, dia nohajaina ary hohajaina lalandava toy ny olomasina ao amin’ny lovam-pampianarana litorzika manontolo an’ny Fiangonana.