Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema

Laharana 568 amin’ny Katesizy

Ny hampahery ny finoan’ireo apôstôly ho amin’ny fijaliana no kendren’ ny Fiovàn-tarehin’i Kristy : ny fiakarana tany an-"tendrombohitra avo" no manomana ny fiakarana any an-tampon’i Kalvery. Asehon’i Kristy, Lohan’ny Fiangonana, izay raketin’ny Vatany sy mamirapiratra ao amin’ ny sakramenta : "ny fanantenana ny Voninahitra" (Kôl 1,27)[326] .

Loharano ôfisialy ↗