Ny fidirana maha-Mesia an’i Jesoa tao Jerosalema

Laharana 566 amin’ny Katesizy

Ny fakam-panahy tany an’efitra dia mampiseho an’i Jesoa, Mesia manetry tena izay mandresy an’i Satana, noho ny firaiketany manontolo amin’ny fandaharam-pamonjena sitraky ny Ray.

Loharano ôfisialy ↗