I. Andriamanitra manambara ny “fandaharany feno fitiavana”

Laharana 51 amin’ny Katesizy

“Sitrak’Andriamanitra noho ny fahendreny sy ny hatsaram-pony,  ny manambara ny Tenany sy ny mampahalala ny misterin’ny sitrapony, ka ahafahan’ny olombelona, amin’ny alalan’i Kristy Teny tonga Nofo, manatona ny Ray ao amin’ny Fanahy Masina, sy ahatongavany ho mpiombona anjara amin’ny fomba aman-toetran’Andriamanitra”[22].

Loharano ôfisialy ↗