Ny Fon’ny Teny tonga nofo
Laharana 483 amin’ny Katesizy
Noho izany, ny Fahatongavana ho nofo no misterin’ny firaisana amin’ ny fomba mampitolagaga ny fomba aman-toetra maha-Andriamanitra sy ny fomba aman-toetra maha-olombelona ao amin’ny Olona tokan’ny Teny.