Ny Fon’ny Teny tonga nofo

Laharana 480 amin’ny Katesizy

Tena Andriamanitra tokoa sady tena olombelona tokoa i Jesoa-Kristy, ao amin’ny firaisan’ny maha-Olona-Andriamanitra Azy : noho izany, Izy no hany Mpanelanelana eo amin’Andriamanitra sy ny olombelona.

Loharano ôfisialy ↗