II. Ny tontolo hita maso
Laharana 343 amin’ny Katesizy
Ny olombelona no tampony amin’ny tsanganasa fahariana. Ny tantara avy amin’ny fitsilovan’Andriamanitra, dia mampiseho izany amin’ny fanavahana mazava tsara ny fahariana ny olombelona amin’ny an’ny zavaboary hafa rehetra[222].