Ny anjely eo amin’ny fiainan’ny Fiangonana

Laharana 334 amin’ny Katesizy

Hatreto ka hatrany, ny fiainan’ny Fiangonana manontolo no mahazo tombon-tsoa avy amin’ny fanampiana mifono mistery sy mahery ataon’ny anjely[208].

Loharano ôfisialy ↗