III. Vavaky ny Fiangonana

Laharana 2775 amin’ny Katesizy

Antsoina hoe “Vavaky ny Tompo” izy, satria avy amin’i Jesoa Tompo, Mpampianatra sy Môdely amin’ny fivavahantsika no nahazoantsika azy.

Loharano ôfisialy ↗