III. Vavaky ny Fiangonana
Laharana 2773 amin’ny Katesizy
Ho valin’ny fangatahan’ireo mpianany (“Tompo ô, ampianaro mivavaka izahay” : Lk 11,1), no nanankinan’i Jesoa tamin’izy ireo ny vavaka fototra kristianina, dia ny Rainay izany.