Ny toerana mety sy tsara amin’ny fivavahana

Laharana 2695 amin’ny Katesizy

Ireo mpandraharaha voahosotra, ny fanokanam-piainana ho an’ Andriamanitra, ny katesezy, ireo vondrona mpivavaka, ny “fitantanam-panahy”, no miantoka ao amin’ny Fiangonana ny fanampiana ho amin’ny fivavahana.

Loharano ôfisialy ↗