“Anio”

Laharana 2662 amin’ny Katesizy

Ny Tenin’Andriamanitra, ny litorzian’ny Fiangonana, ny hasin’ny finoana sy ny fanantenana ary ny fitiavana, no loharanom-bavaka.

Loharano ôfisialy ↗