IV. Ny tsanganasan’Andriamanitra sy ny fanirahana sahanin’ ny Trinite Masina

Laharana 265 amin’ny Katesizy

Amin’ny alalan’ny fahasoavan’ny Batemy “amin’ny Anaran’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina” (Mt 28,19), no voantso isika handray anjara amin’ny fiainan’ny Trinite Sambatra, eto an-tany, ao anatin’ny haizim-pinoana, ary aorian’ny fahafatesana, ao anatin’ny fahazavana mandrakizay[103].

Loharano ôfisialy ↗