V. Ny vavaka fiderana
Laharana 2643 amin’ny Katesizy
Ny Eokaristia no mirakitra sy maneho ny endrika rehetra amin’ny vavaka : izy no “fanatitra madio tsy misy fahony ” ny Vatan’i Kristy manontolo ho voninahitry ny anarany[136] ; izy no “ilay sorom-piderana”, araka ny lovam-pampianarana Tatsinanana sy Tandrefana.
FAMINTINANA