Ny Salamo, vavaky ny mpiangona
Laharana 2597 amin’ny Katesizy
Ny salamo, noho izy atao vavaka sy tanterahina ao amin’i Kristy, dia singafototra tena ilaina sy maharitra iankinan’ny fivavahan’ny Fiangonany. Natao ho sahaza ny sarangan’olona rehetra sy amin’ny fotoana rehetra izy ireny.