II. Ny ady ho amin’ny fahadiovana

Laharana 2530 amin’ny Katesizy

.Ny ady atao hanoherana ny fitsiriritan’ny nofo, dia mandalo amin’ny alalan’ny fandiovana ny fo sy ny fahaizana mahalala onony.

Loharano ôfisialy ↗