VI. Fahamarinana, hatsara sy haikanto masina
Laharana 2511 amin’ny Katesizy
“Tsy azo avoaka ny tsiambaratelo ara-tsakramenta”[103]. Tsy maintsy tanana ny tsiambaratelon’asa. Tsy azo aely eny imasom-bahoaka ny tsiambaratelo mety hanimba ny hafa.