VI. Fahamarinana, hatsara sy haikanto masina

Laharana 2507 amin’ny Katesizy

Ny fanajana ny laza amam-boninahitr’olona dia mandrara ny fihetsika rehetra atao na ny fiteny rehetra manaratsy na manendrikendrika.

Loharano ôfisialy ↗