VI. Fahamarinana, hatsara sy haikanto masina

Laharana 2504 amin’ny Katesizy

“Tsy hitsangan-ko vavolombelona mandainga hamely ny namanao ianao” (Eks 20,16). Ny mpianatr’i Kristy dia “mitafy ny olom-baovao noarìna araka an’Andriamanitra ao anatin’ny rariny sy ny hitsiny mbamin’ny fahamasinana izay avy amin’ny fahamarinana” (Efez 4,24).

Loharano ôfisialy ↗