Ny fanomezana zanaka

Laharana 2375 amin’ny Katesizy

Amporisihina ireo fikarohana izay mikendry hampihena ny fahamombàn’ ny olona, raha toa ireny ka apetraka “ho fanampiana ny olombelona, ny zony tsy azo foanana, ny soany tena izy sy manontolo, mifanaraka amin’ny tetik’asan’Andriamanitra sy ny sitrapony”[44].

Loharano ôfisialy ↗