Ny fanomezana zanaka
Laharana 2373 amin’ny Katesizy
Ny Soratra Masina sy ny fomba fanao nampitain’ny lovam-panahin’ny Fiangonana dia mahita ao amin’ireo fianakaviana maro anaka, ny famantarana ny tsodranon’Andriamanitra sy ny fahalalaham-pon’ny ray aman-dreny[43].