I. “Amin’ny anaran’ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina”

Laharana 233 amin’ny Katesizy

Natao batemy amin’ny “anaran’ ” ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina ny kristianina, fa tsy amin’ny “anaran’ ” izy ireo[50] satria tsy misy afa-tsy Andriamanitra tokana, ny Ray Mahefa ny zavatra rehetra sy ny Zanany tokana ary ny Fanahy Masina, dia ny Trinite Masina Indrindra izany.

Loharano ôfisialy ↗