Misoroka ny ady
Laharana 2327 amin’ny Katesizy
.Noho ireo fahavoazana amam-pahoriana sy tsy rariny ateraky ny ady rehetra, tsy maintsy ataontsika izay rehetra azo atao amim-pahendrena hisorohana izany. Hoy ny vavaky ny Fiangonana : “Amin’ny mosary sy ny pesta ary ny ady, afaho izahay, ry Tompo ! ”