Ny vondrona mpitondra fanjakana sy ny Fiangonana

Laharana 2256 amin’ny Katesizy

Ny olom-pirenena dia voadidin’ny kônsiansy tsy hanaraka ny didin’ireo mpitondra firenena raha toa mifanohitra amin’izay takìn’ny lalàm-pitondran-tena izany didy izany. “Aleo manaiky an’Andriamanitra toy izay ny olombelona” (Asa 5,29).

Loharano ôfisialy ↗