Ny vondrona mpitondra fanjakana sy ny Fiangonana
Laharana 2250 amin’ny Katesizy
“Mifamatotra mafy amin’ny firindra tsara ny fiainana ao an-tokantrano sy ny fianakaviana, ny soa ho an’ny olona sy ho an’ny mpiara-monina, na amin’ny maha-olona tsotra azy na amin’ny maha-kristianina azy”[32].