Ny vondrona mpitondra fanjakana sy ny Fiangonana

Laharana 2248 amin’ny Katesizy

Araka ny didy fahefatra, dia sitrak’Andriamanitra ny hanajantsika, manarakaraka Azy, ny ray aman-drenintsika sy ireo izay nomeny fahefana mba hanasoa antsika.

Loharano ôfisialy ↗