Androm-pahasoavana sy fampiatoana ny asa

Laharana 2191 amin’ny Katesizy

Mankalaza ny andron’ny Fitsanganan’i Kristy ho velona ny Fiangonana amin’ny andro fahavalo, ka marina tokoa ny iantsoana an’izany hoe andron’ny Tompo, na alahady[108].

Loharano ôfisialy ↗