Androm-pahasoavana sy fampiatoana ny asa
Laharana 2189 amin’ny Katesizy
“Mitandrema ny andro sabata mba hankamasina Azy” (Det 5,12) . “Ho andro fialan-tsasatra tanteraka ny andro fahafito, voatokana ho an’ny Tompo” (Eks 31,15).