I. Ny andro sabata

Laharana 2168 amin’ny Katesizy

Ny didy fahatelo amin’ny Didy folo no mampahatsiahy ny fahamasinan’ ny sabata : “Ny andro fahafito dia sabata ; fitsaharana tanteraka natokana ho an’ny Tompo” (Eks 31,15).

Loharano ôfisialy ↗