III . Ny anarana kristianina

Laharana 2158 amin’ny Katesizy

Antsoin’Andriamanitra amin’ny anarany avy ny olona tsirairay[78]. Masina ny anaran’ny olona rehetra. Ny anarana no  sarimasin’ny maha-olona. Mila fanajana izany, ho mariky ny fahamendrehan’ilay izay mitondra azy.

Loharano ôfisialy ↗