IV. “Tsy hanao sary na inona na inona voasokitra ianao...”
Kanefa, hatramin’ny Testamenta Taloha Andriamanitra no nandidy na nanome lalana ny famoronana sary izay hitarika amim-panehoana an’ ohatra ho amin’ny famonjen’ny Teny tonga nofo : tahaka izany ny bibilava varahina[60], ny fiaran’ny fanekena ary ny kerôbima[61].