III.Fiainana ara-môraly sy fijoroana ho misiônera

Laharana 2050 amin’ny Katesizy

Ny Papa sy ny Eveka rehetra, amin’ny maha-mpampianatra marina azy ireo, no mitory amin’ny Vahoakan’Andriamanitra ny finoana izay tsy maintsy ekena sy ampiharina eo amin’ny fomba fiainana amam-pitondran-tena. Anjaran’izy ireo koa ny manambara ny hevitr’izy ireo mikasika ny môraly izay andraikitry ny  lalàna voa-Janahary sy ny fisainana.

Loharano ôfisialy ↗