IV. Ny fahamasinana kristianina

Laharana 2022 amin’ny Katesizy

Ny fialohavana ataon’Andriamanitra amin’ny tsanganasan’ny fahasoavana dia ny mampahita, ny manamboatra ary ny mamoaka ny valin-teny amin-kalalahana ataon’ny olombelona. Ny fahasoavana no mamaly ny faniriana lalina momba ny fahafahan’ny olombelona ; izy no miantso ny fahafahan’ny olombelona hiara-miasa aminy, sy mandavorary azy.

Loharano ôfisialy ↗