IV. Ny fahamasinana kristianina

Laharana 2017 amin’ny Katesizy

. Ny fahasoavan’ny Fanahy Masina no manome antsika ny fahamarinan’ Andriamanitra. Tamin’ny nampiraisan’ny Fanahy Masina antsika amin’ny fijaliana sy ny Fitsanganan’i Kristy ho velona amin’ny alalan’ny finoana sy ny Batemy, no nampandraisany anjara antsika amin’ny fiainan’ Andriamanitra.

Loharano ôfisialy ↗