V. Torolalana arahina amin’ny fampiasana ity Katesizy ity

Laharana 20 amin’ny Katesizy

Ny fampiasana ny tarehin-tsoratra madinika amin’ny tsongan-dahatsoratra sasantsasany no anondroana izay mikasika ny filazana momba ny tantara, ny  fiarovam-pinoana na famelabelarana ara-pitambaram-pampianarana famenony.

Loharano ôfisialy ↗