II. Ny fahasoavana
Laharana 1996 amin’ny Katesizy
Avy amin’ny fahasoavan’Andriamanitra ny fanamarinana antsika. Ny fahasoavana no tombon-tsoa syvonjy maimaim-poana izay omen’ Andriamanitra antsika mba hamaliana ny antsony : manjary zanak’ Andriamanitra[48], zanaka natsangana[49], mpandray anjara amin’ny fomba aman-toetran’Andriamanitra[50], amin’ny fiainana mandrakizay[51].