III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely

Laharana 1986 amin’ny Katesizy

Ankoatra ireo didy amin’ny Lalàna vaovao, dia misy koa ireo torohevitry ny Evanjely avy aminy. “Ny fahamasinan’ny Fiangonana dia voatsimbina indrindra amin’ny alalan’ireo torohevitra maro be izay natolotry ny Tompo ao amin’ny Evanjely mba hotandreman’ny mpianany”[39].

Loharano ôfisialy ↗