III. Ny Lalàna vaovao na Lalànan’ny Evanjely

Laharana 1981 amin’ny Katesizy

Mirakitra fahamarinana maro takatry ny saina amin’izao fotsiny ny Lalànan’i Môizy. Nambaran’Andriamanitra izy ireny satria tsy voavakin’ ny olombelona ao am-pony.

Loharano ôfisialy ↗