III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona

Laharana 1947 amin’ny Katesizy

Ny fitovian’ny fahamendrehan’ny olombelona dia mitaky ezaka mba hampihena ny tsy fitoviana mihoa-pampana ara-piaraha-monina sy ara-toe-karena. Manosika ho amin’ny fanafoanana  ny tsy fitoviana vokatry ny tsy an-drariny izany fitoviam-pahamendrehana izany.

Loharano ôfisialy ↗