III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona

Laharana 1945 amin’ny Katesizy

Ny fitoviana eo amin’ny samy olombelona rehetra dia mifototra amin’ny fahamendrehan’izy ireo tsirairay sy ny zo avy amin’izany.

Loharano ôfisialy ↗