III. Ny firaisan-kinan’ny olombelona
Laharana 1943 amin’ny Katesizy
Ny mpiara-belona no miantoka ny fahamarinana ara-piaraha-monina amin’ny fanatanterahany ny fepetra ahafahan’ny fikambanana sy ny isam-batan’olona mahazo ny zon’izy ireo.