III. Andraikitra sy fandraisana anjara

Laharana 1927 amin’ny Katesizy

Anjaran’ny Fanjakana ny miaro sy ny mampandroso  ny soa iombonan’ny fiaraha-monin’ny olom-pirenena. Ny soa iombonan’ny fianakaviam-ben’ny olombelona manontolo dia mitaky fandaminana avy amin’ny fikambanana iraisam-pirenena.

Loharano ôfisialy ↗