Ny Sembolin’ny finoana

Laharana 190 amin’ny Katesizy

Araka izany, mizara telo ny Semboly : Voalohany, ny “momba ny Olona voalohany-Andriamanitra sy ny tsanganasam-pahariany mahatalanjona ; avy eo, ny momba ny Olona faharoa-Andriamanitra  sy ny misterim-panavotany ny olombelona ; farany, ny momba ny Olona fahatelo-Andriamanitra, loharano sy foto-piandohan’ny fanamasinana antsika”[3]. Ireo izany no “toko telon’ny fitomboka anamarihana antsika (amin’ny Batemy)”[4].

Loharano ôfisialy ↗