I. Ny toetra maha-fiombonana ny fiantsoana ny olombelona
Laharana 1881 amin’ny Katesizy
Ny fikambanana tsirairay no mamaritra ny momba azy amin’ny alalan’ny zava-kendreny, ary manaiky araka izany izay fitsipika manokana misy, nefa “ny olombelona” no, sady tsy maintsy, ho foto-piandohana sy antom-panaovana ary tanjom-piafaran’ny rafitra rehetra ajoro momba ny fiaraha-monina”[4].