V. Ny fihanaky ny fahotana

Laharana 1875 amin’ny Katesizy

Ny fahotana madinika dia mampisy fikorontanam-panahy azo onerana amin’ny alalan’ny fitiavana izay avelany haharitra ao amintsika.

Loharano ôfisialy ↗