III. Ny fanomezana sy ny vokatry ny Fanahy Masina
Laharana 1841 amin’ny Katesizy
Misy telo ny herim-panahy avy amin’Andriamanitra : ny finoana, ny fanantenana ary ny fitiavana[25]. Ireo no mampahalala sy mamelombelon’ aina ny herim-panahy rehetra enti-mitondra tena.